|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ampitomboina
Fototeny  2 tombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be increased, to be made to increase; to be multiplied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on augmente, qu'on multiplie [1.3#719]
Ohatra  10  Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508#530]
11  Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? [2.643#50]
12  Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. [1.369#]

Teny iditra (2/2) 13  ampitomboina
Fototeny  14 tombo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 multiplicande [1.13]
Voambolana  17  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ampitomboina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19