|
|
|
|

Teny iditra 1  ampirimina
Fototeny  2 ampirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alamina, apetraka amin' ny toerany avy: Ampirimo tsara ny trano fa hisy vahiny ~ Ampirimo ireto boky ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be arranged, as the goods in a house previous to leaving it. [1.2]
10 to be put in its place, to be arranged; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on range, qu'on met en ordre; [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ampirimina, 13 miampirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21