|
|
|
|

Teny iditra 1  amboloina
Fototeny  2 ambolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina fofona: Namboloin' ilay alika fotsiny ilay biby nohazaina dia hitany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be smelled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qui est flairé, senti [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amboloina, 12 anamboloy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21