|
|
|
|

Teny iditra 1  aletra
Fototeny  2 letra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?
9 Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers) [1.3]
Ohatra  11  Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472#102]

Fivaditsoratra  aletra, 12 elatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19