|
|
|
|

Teny iditra 1  alanto
Fototeny  2 lanto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto
9 Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1]

Fivaditsoratra  alanto, 10 latona, 11 Lotana, 12 tolàna, tolana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15