|
|
|
|

Teny iditra 1  akekezina
Fototeny  2 akeky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be approached, drawn near to. [1.2]
10 to be approached [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 dont on s'approche, qu'on approche [1.3, 1.8]
12 de qui (quoi) on s'approche [1.8]
Ohatra  13  Tsy tokony hakekezina izy (Il convient de ne pas s'approcher de lui) [1.3#14]
Tsipelina hafa  14 akaikezina
Tovy hevitra  15 akekena
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22