|
|
|
|

Teny iditra 1  ahatezerana
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ka raha avy izay ahatezeran' andriamanjaka noho ny hadisoana nataonay mpanompony, tsy vanon-kankaiza izahay, fa akohon'i Tompokolahy taman-trano. [2.298#70]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19