|
|
|
|

Teny iditra 1  afody
Fototeny  2 fody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Nafodiko tany amin' ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be returned. [1.2]
10 to be returned, to be retracted (one's word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rend, qu'on retourne, dont on se dédit [1.8]
Ohatra  12  Ny lasa tsy mba azo naverina ary ny omaly sarotra afody. [2.558]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ady fo, afody, 15 difao, 16 doafy, 17 fadio

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21