|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  afeno
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mameno, ainenoana: Ny rano amin' itỳ jaogy itỳ afeno ny sinibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that which fills. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  afeno
Fototeny  11 afina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afenina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  afeno, 13 efona, 14 fenoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19