|
|
|
|

Teny iditra 1  aboroaka
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of the instrument employed in making a hole [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 à faire sortir par [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19