|
|
|
|
Teny iditra
1
abanà ka
Fototeny
2
ban
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
abanaka
, abanako, abanakao, abanany, abanatsika, abanakay, abanakareo, abanak',
abana-
5
Ny lasa :
nabanaka, nabanako, nabanakao, nabanany, nabanatsika, nabanakay, nabanakareo, nabanak', nabana-
6
Ny hoavy :
habanaka, habanako, habanakao, habanany, habanatsika, habanakay, habanakareo, habanak', habana-
7
Filaza mandidy :
aba
na
ho
Fanazavà na teny malagasy
8
Atao mivoha tsara:
Abanaho ny vavahady hidiran' ny fiara
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19