|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ory
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
25 mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
26 ampijalina, ampahorina
27 hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
29 miserable, wretched, poor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 pauvre [1.3, 1.8]
31 affligé, malheureux [1.3]
32 taquiné [1.3]
33 misérable [1.8]
Ohatra  34  fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324]
35  hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
36  Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69#103]
Mpanahaka  37  faraidiny, 38  mikaforoforo, 39  mikokokoko, 40  poripory
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how ory
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 43  ory
Fototeny  44 otra
Sokajin-teny  45  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina [Fitanisana]

Teny iditra (3/3) 46  Ory
Sokajin-teny  47  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  48 Uri [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  49 Uri [2.996]
Voambolana  50  Soratra Masina

Fivaditsoratra  51 Orì, ory, Ory, 52 rio, 53 roy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13