|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ela-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe elatra
Ohatra  3  misalasala miela-misintaka ny ela-papango [2.857]
4  Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437]

Teny iditra (2/4) 5  ela
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  23 Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
24 Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
25 Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
26 Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny how ela

Teny iditra (3/4) 30  ela
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Voambolana  33  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  34 elana, vondrozanalahy

Teny iditra (4/4) 35  Elà
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  37 Elah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  38 Ela [2.996]
Voambolana  39  Soratra Masina
Tovy hevitra  40 elaha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  41 Toko sy andininy momba Elà

Fivaditsoratra  42 ale, Elà, ela, 43 Lea

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13