|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 am- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe any |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
4 Miteny am-pahendrena aho
[2.270#139]
5 Maty ny afo tao am-patana [2.470#148] 6 Indrisy, hoy izy, nivetso ao am-po [2.895#110] |
| Teny iditra (2/4) | 7 ~am~ |
| Sokajin-teny | 8 tsofoka [Fitanisana] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (3/4) | 10
am
![]() |
| Sokajin-teny | 11 endritenin' ny hoe to be |
| Ohatra |
12 and I am helped (ka voavonjy aho)
[2.996]
13 Eh, I am here, papa (E, ato aho, baba) [2.150#70] |
| Teny iditra (4/4) | 14
Am
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Singa mivaingana, faha-95 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 americium
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 américium
[3.1] |
| Voambolana | 19 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|