|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 aina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
17 Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra 18 Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 life
[1.2, 1.7] 20 animal life, strength. [1.2] 21 breath [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
23 Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) 24 Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) 25 Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3] 26 vie; souffle [1.8] |
| Ohatra |
27 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
[2.470#153]
|
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 102 misy ny teny how aina |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 30 a~ina |
| Sokajin-teny | 31 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 32
AINA
![]() |
| Sokajin-teny | 33 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa
[4.43.fr.2017.06.24] |
| Voambolana | 35 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | a~ina, aina, 36 anay, 37 iana, i~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|