|
|
|
|

Teny iditra fivakavaka (vakavaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [1.1]


Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05