|
|
|
|

Teny iditra fitsangana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mitsangana, mijoro: Mitsangana tsara fa tsy toy izao no fitsangana eo anoloan' ny lehibe [1.1]


Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20