Entrée | vaniana | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1] | |||
Vocabulaire | Biologie | |||
Mots composés |
| |||
Entrée | vaniaña | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa [1.78] | |||
Synonymes | vania | |||
Anagrammes | anivana, Ny Avana, vaniana |
Mis à jour le 2020/07/31 |