Entrée | tahotra | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | Fear, terror [1.7] | |||||||||
Explications en français | Crainte, terreur [1.8] | |||||||||
Exemples | Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
[2.472] | |||||||||
Vocabulaire | Emotions | |||||||||
Morphologie |
| |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
| ||||||||||
Mots composés |
| |||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tahotra | |||||||||
Article | Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly | |||||||||
Anagrammes | tahotra, tohatra |
Mis à jour le 2023/08/25 |