Entrée | soflera | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1] | |
Vocabulaire | Botanique: légume | |
Origine | Français: chou-fleur. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |