Entrée | seminera | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Français: séminaire. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |