Entrée nenina
Partie du discours nom
Explications en malgache Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
Fibebahana amin' ny hadisoana natao
Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy
Mitovy hevitra: enjehin' ny fieritreretana ~ fay ~ manaiki-molotra ~ mandray ny kiho ~ manongo tena ~ mibarara ~ mijery soratr' omby an-tanàna ~ mitohy fangoka ~ mitohy sakay ~ mitomany tena ~ mitsapa farahatoka ~ nahita faisana [1.1]
Explications en anglais Regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2]
 Regret [1.7]
Explications en français Regret, remords [1.8]
Exemples 
1na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
2Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11