Entrée | mirazotra | |||
Mots élémentaires | mira ; zotra | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1] | |||
Explications en français | Parallèles [1.13] | |||
Exemples | Mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa.
[1.384] | |||
Vocabulaire | Mathématiques: géométrie | |||
Mots composés |
| |||
Anagrammes | mirazotra, mirozatra |
Mis à jour le 2023/05/18 |