Entrée |
miharihary
(harihary)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany
[1.1]
|
Explications en anglais | Exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2]
|
| To be evident, to be plain view [1.7]
|
Explications en français | être en vue; être évident [1.8]
|
Exemples | Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
miharihary |
Passé : |
niharihary |
Futur : |
hiharihary |
Impératif : |
mihariharia |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|