Entrée lakalaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
Explications en anglais Impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
Explications en français Qui s'accommode de tout [1.196]
Exemples 
1Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437]
2Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296]
Mots composés 

Entrée lakalaka
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Tankarana] A plant [1.2]
Explications en français  [Betsileo, Sakalava, Tankarana, Tsimihety] Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [1.196]
Nom scientifique Cynometra commersoniana
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/07