Entrée | koraraika | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany. Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Son | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |