Entrée | karbônina | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1] | ||
Explications en français | Carbone [1.13] | ||
Vocabulaire | Chimie | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: carbone. | ||
Analogues | C | ||
Mis à jour le 2023/09/10 |