| Entrée | 1 itony |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1] |
| Explications en anglais |
4 this [1.7] |
| Explications en français |
5 celui-ci, ce [1.8] |
| Exemples |
6 itony tany no tsotsofina;
[2.69]
7 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245] 8 Tsy hita itony olona itony. [2.4] 9 Inona izao no anaran' itony? [2.471] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 11 itoy |
| Tableaux et planches |
12 Tous les pronoms |
| Anagrammes | 13 intoy, 14 itony, 15 toy ny |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|