|
|
|
|

Entrée (1/2)1  harafesina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity [1.1]
4  Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1]
Explications en anglais  5  Rust [1.2, 1.7]
6  Rusty [1.2, 1.7]
Explications en français  7  Rouille [1.8]
8  Rouillé [1.8]
Dérivés 
9  Adjectifs :

Entrée (2/2)10  harafesina
Partie du discours  11  adjectif
Vocabulaire  12  Santé
Explications en malgache  13  Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1]

Anagrammes  14  firesahana, harafesina

Mis à jour le 2020/07/31