Entrée finiavana (nia)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
Explications en anglais Intent or purpose to do something [1.7]
Explications en français L'intention de faire une chose [1.8]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/20