Entrée | fehim-pihavanana | |
Mots élémentaires | fehy ; fihavanana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1] | |
Explications en français | Lien de parenté [1.54] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Synonymes | fehim-ponenana | |
Mis à jour le 2023/12/10 |