Entrée fahoriana (ory)
Partie du discours nom
Explications en malgache Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy
Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko [1.1]
Explications en anglais Trouble, calamity, distress. [1.2]
 Suffering [1.7]
Explications en français Affliction, pauvreté, malheur [1.3]
 Souffrance [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fahoriana, fahoriako, fahorianao, fahoriany, fahoriantsika, fahorianay, fahorianareo, fahorian', fahorian-, fahoriam-, fahoria-
Préfixée : -pahoriana, -pahoriako, -pahorianao, -pahoriany, -pahoriantsika, -pahorianay, -pahorianareo, -pahorian', -pahorian-, -pahoriam-, -pahoria-
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20