Entrée fahasahiranana (sahirana)
Partie du discours nom
Explications en anglais A state of embarrassment, lack or perplexity [1.7]
Explications en français L'embarras [1.3, 1.8]
 Le tracas [1.3]
Exemples 
1Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra. [2.324]
2Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [2.470]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fahasahiranana, fahasahiranako, fahasahirananao, fahasahiranany, fahasahiranantsika, fahasahirananay, fahasahirananareo, fahasahiranan', fahasahiranan-, fahasahiranam-, fahasahirana-
Préfixée : -pahasahiranana, -pahasahiranako, -pahasahirananao, -pahasahiranany, -pahasahiranantsika, -pahasahirananay, -pahasahirananareo, -pahasahiranan', -pahasahiranan-, -pahasahiranam-, -pahasahirana-
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20