|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tsangambato
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [1.1]
4  Vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62]
Explications en anglais  5  A gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [1.2]
6  A monument [1.7]
Explications en français  7  Pierre ou monument commémoratif [1.8]
Exemples  8  Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)]
9  lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [2.499]
10  Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [2.508]
11  Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [2.472]
Synonymes  12  vatolahy
Mots élémentaires  13  tsangana, vato
Titres 
Illustrations 
15 

Entrée (2/4)16  tsangambato
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [1.1]
19  Asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62]
Exemples  20  Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka [1.1|1.62]
Mots élémentaires  21  tsangambato

Entrée (3/4)22  Tsangambato
Partie du discours  23  nom propre (titre de livre)
Vocabulaire  24  Littérature: livres
Explications en français  25  Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [1.59]
Auteur  26  Randriamaromanana Albert

Entrée (4/4)27  Tsangambato (tsangana)
Partie du discours  28  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  29  Géographie: agglomérations
Mots élémentaires  30  tsangana, vato
Tableaux et planches  31  Liste complète

Mis à jour le 2023/08/17