Entrée Rabemananjara
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Anthroponymes 

Entrée Rabemananjara
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Exemples 
1Ary nantsoin' Andrianampoinimerina amy ny ambaniandro indray, ny nataony Rabemananjara teo Ambohimasina. Nony nirotsaka i Mambafohivava sy ny zandry ny mitondra any Marovatana hiady, nony niady : namitsahany Rabemananjara i Mambafohivava sy ny zandriny an-takonana; ka nony tofirina ka voa iley zandry ny Mamba, ka taritiny Mamba hiakatra ny fatiny : dia hitany Rabemananjara, dia nenjehi' ny, dia azony ny faty : dia no tarihi' ny hidina indray, ary dia nenti' ny nanketsy Ambohidava ny faty. Ary nony ampitso ka resy Marovatana, dia nantsoiny Rabemananjara indray i Mamba hoe: "Alao ny henanareo." Dia loso sy ariary ny maty. Dia 200 lahy nenti' ny Mamba haka ny maty. Nony tonga amy ny nametraha' ny azy, dia hoy Rabemananjara: "Indro ny henanareo." Vao izay no azo ny Mamba ny fatinjandry ny. Ary Rabemananjara natao n' Andrianampoinimerina mpitaiza andriana, fa mpihevitra ny fanjakana ; k' izy nahavita any Merina, sy Raberesaka zanany, sy Andriamambavola, sy Rabasivalo, sy Ramamabo; atsy Malaza no milevina izy. [2.48]
2Rabemananjara niteraka andRaberesaka, ary Raberesaka niteraka andRamahay [2.48]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/12