Entrée t
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1]
Explications en français Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée t~
Partie du discours préfixe [Mots avec t~]
Explications en malgache Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
Explications en anglais The letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
Explications en français Préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
 Préfixe exprimant le temps passé [1.5]

Entrée t~
Partie du discours préfixe [Mots avec t~]
Explications en français Préfixe exprimant l'origine [1.5]

Mis à jour le 2023/10/28