Entrée irony (iroa)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1]
Explications en anglais Those far away yonder (in sight) [1.7]
Explications en français Ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3]
 Ceux-là, bien loin (visibles) [1.8]
Exemples 
1Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
2Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Synonymes iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21