Entrée ao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [1.1]
Explications en anglais There, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo. [1.2]
 There (not in sight) [1.7]
Explications en français Là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas [1.107]
 Là (pas visible) [1.8]
Explications en italien La (a vista)
Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma [1.18]
Exemples Ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107]
Morphologie 
Présent : ao
Passé : tao
Futur : ho ao
Dérivés 
Mots composés 
Titres Vavaka ao am-po
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée -ao
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [1.1]
Explications en français -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3]
Explications en anglais Thine, thy; by thee. [1.2]
Explications en français De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom. [1.3]
 De toi, par toi, de vous, par vous. [1.5]
Analogues  -nao
  ianao ~ anao
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ao
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [1.78]

Mis à jour le 2023/02/22