|
|
|
|

Teny iditra1  zovy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
4 antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 who ? (challenge used by sentinels) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui va là ? qui ? [1.8]
Ohatra  7  -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao? [2.131#55]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  10 iza
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08