Entrée | 1 zoto |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1] |
Explications en anglais |
4 zeal, diligence; [1.7] |
Explications en français |
5 zèle, diligence; application [1.8] |
Exemples |
6 Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo.
[2.4#]
7 Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#] 8 Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 17 zotom-po |
Vocabulaire | 18 Emotions |
Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
Citations | 20 Textes citant ce mot |
Anagrammes | 21 tozo, 22 zoto |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |