|
|
|
|

Teny iditra1  zoron-jidina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 zoro voafetran'ny marindrano sy ny zotran'ny teboka ao anatin'ny lemajidina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 angle vertical.
5 angle de site. [1.13]
Voambolana  6  Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  7 zorom-pitraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12