|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zo-balala |
| Singan-teny | 2 zotra, 3 valala |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fanjairana atao mifanalavitra ny tevi-panjaitra ary mifamaly ambadika sy ambadika ka mizotra mahitsy hatrany.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|