| Entrée | 1 zioga |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en anglais |
3 an ox-yoke [1.7] |
| Explications en français |
4 joug [1.8] |
| Exemples |
5 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina.
[2.472]
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 9 Economie: élevage |
| Autres orthographes | 10 jioga |
| Article | 11 Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 12 giazo, 13 zioga |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|