|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaza menavava |
| Singan-teny | 2 zaza, 3 mena, 4 vava |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 zaza vao teraka na vao miisa andro na volana vitsivitsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nourrisson.
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|