|
|
|
|

Teny iditra1  zaza manga
Singan-teny  2 zaza, 3 manga
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo Masombika namidy ho andevo teto fahizay [1.1]
Ohatra  6  Nisy tamin' izy ireo andriana, nisy koa hova na zazamanga na ankizin' olona. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12