|
|
|
|

Teny iditra1  zaza amim-behivavy
Singan-teny  2 zaza, 3 amy, 4 vevihavy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436 [1.436]
7  ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany [1.437]
8  Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy [2.588#95]
9  Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy. [2.587]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29