|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zatovo
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy manambady: Zatovolahy, zatovovavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a youth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeune personne [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  zatovo
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 tsara, soa [Taisaka]
12 tsara tarehy (lehilahy) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17