|
|
|
|

Teny iditra1  zanapameno
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 teny mameno ny lazaina na ny renifameno na ny enti-milaza ka tsy azo ampiasaina ho lazaina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 complément secondaire ou fonction secondaire. [1.13]
Voambolana  5  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12