| Entrée | 1 zana-bola |
| Mots élémentaires | 2 zanaka, 3 vola |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1] |
| Explications en anglais |
6 interest on money lent out [1.7] |
| Explications en français |
7 intérêt de l'argent prété [1.8] 8 intérêt [1.13] |
| Exemples |
9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho.
[1.384#]
10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#] |
| Vocabulaire | 11 Economie: finances, gestion |
| Article | 12 Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|