|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 votre
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vitsika lehibe [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/4)5 votre    
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo
nao (raha teny entina hanaja olona iray) [1.4]
8 -nao, -areo [1.9]

Teny iditra (3/4)9 vôtre    
Sokajin-teny  10 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo [1.4]
12 ny anao, ny anareo [1.9]

Teny iditra (4/4)13 vôtre    
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay [1.4]
16 ny anao, ny anareo
ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [1.9]

Fivaditsoratra  17 vetro, 18 votre

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12